Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezekiela 37:16 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ianao, ry zanak'olona, dia mangalà tapa-kazo iray, ka asio soratra hoe: Ho an'ny Joda sy ho an'ny zanak'Isiraely namany; dia mangalà tapa-kazo anankiray koa, ka asio soratra hoe: Ho an'i Josefa dia tapa-kazon'i Efraima sy ho an'ny taranak'Isiraely namany rehetra.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 37

Jereo Ezekiela 37:16 amin'ny teny manodidina.