Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezekiela 37:1 Malagasy Bible (MG1865)

Tao amiko ny tànan'i Jehovah, ary ny Fanahy no nitondran'i Jehovah ahy nivoaka, dia napetrany teo amin'ny lohasaha feno taolana aho.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 37

Jereo Ezekiela 37:1 amin'ny teny manodidina.