Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezekiela 36:11 Malagasy Bible (MG1865)

Dia hampitombo olona sy biby fiompy eny aminareo Aho, ka hitombo sy hiteraka ireo; Hametrahako mponina tahaka ny taloha any aminareo, ary hanisy soa anareo mihoatra noho ny tamin'ny niandohanareo Aho; Ka dia ho fantatrareo fa Izaho no Jehovah.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 36

Jereo Ezekiela 36:11 amin'ny teny manodidina.