Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezekiela 35:8 Malagasy Bible (MG1865)

Ary hofenoiko ny olony voavono ny tendrombohiny; Eny, ao amin'ny havoananao sy ny lohasahanao Ary amoron'ny lohasahan-driakanao rehetra no hiampatramparan'izay voatrabaky ny sabatra.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 35

Jereo Ezekiela 35:8 amin'ny teny manodidina.