Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezekiela 34:23 Malagasy Bible (MG1865)

Ary hanangana Mpiandry iray ho azy Aho, Izy no hiandry azy, dia Davida Mpanompoko, ka Izy no hitondra azy sy ho Mpiandry azy.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 34

Jereo Ezekiela 34:23 amin'ny teny manodidina.