Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezekiela 33:31 Malagasy Bible (MG1865)

Dia mankao aminao tahaka ny fihavin'ny olona izy ka mipetraka eo anatrehanao toa oloko ary mahare ny teninao, nefa tsy mety mankatò azy; fa, indro, teny mamy no lazain'ny vavany, nefa ny fony dia lasa manaraka ny filan-karena.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 33

Jereo Ezekiela 33:31 amin'ny teny manodidina.