Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezekiela 33:27 Malagasy Bible (MG1865)

Izao no holazainao aminy: Izao no lazain'i Jehovah Tompo: Raha velona koa Aho, dia tsy maintsy ho lavon'ny sabatra izay ao amin'ny tanàna rava, ary izay any an-tsaha dia homeko ho rembin'ny bibi-dia, ary izay ao amin'ny harambato sy amin'ny lava-tany dia ho fatin'ny areti-mandringana.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 33

Jereo Ezekiela 33:27 amin'ny teny manodidina.