Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezekiela 33:13 Malagasy Bible (MG1865)

Raha lazaiko amin'ny marina hoe: Ho velona tokoa ianao, nefa izy mitoky amin'ny fahamarinany ka manao meloka, dia tsy hotsarovana ny fahamarinana rehetra izay nataony, fa ny heloka nataony no hahafaty azy.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 33

Jereo Ezekiela 33:13 amin'ny teny manodidina.