Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezekiela 33:11 Malagasy Bible (MG1865)

Lazao aminy hoe: Raha velona koa Aho, hoy Jehovah Tompo, dia tsy sitrako ny hahafatesan'ny ratsy fanahy, fa ny hialan'ny ratsy fanahy amin'ny lalany, mba ho velona izy. Mialà, mialà amin'ny lalan-dratsinareo, fa nahoana moa no te-ho faty ianareo, ry taranak'Isiraely?

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 33

Jereo Ezekiela 33:11 amin'ny teny manodidina.