Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezekiela 32:32 Malagasy Bible (MG1865)

Fa efa nahatonga ny fahatahorana azy tany amin'ny tanin'ny velona Aho; Ary Farao dia halevina ao amin'ny tsy voafora, miaraka amin'ireo voatrabaky ny sabatra, dia Farao mbamin'ny vahoakany maro be rehetra, hoy Jehovah Tompo.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 32

Jereo Ezekiela 32:32 amin'ny teny manodidina.