Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezekiela 32:30 Malagasy Bible (MG1865)

Ao koa ireo andrianan'ny avaratra rehetra sy ny Sidoniana rehetra, izay niara-nidina tamin'ny voatrabaka menatra izy, na dia efa natahorana noho ny heriny aza, ary miampatra tsy voafora ao amin'izay voatrabaky ny sabatra izy ka mitondra henatra ao amin'izay midina any an-davaka.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 32

Jereo Ezekiela 32:30 amin'ny teny manodidina.