Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezekiela 30:9 Malagasy Bible (MG1865)

Amin'izany andro izany dia hisy iraka mivoaka avy amiko handeha an-tsambo hampahatahotra ny Etiopiana izay mitoetra tsy manahinahy, ka dia hangorohoro tahaka ny tamin'ny andro namelezana an'i Egypta izy; Fa, indro, avy izany.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 30

Jereo Ezekiela 30:9 amin'ny teny manodidina.