Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezekiela 30:18 Malagasy Bible (MG1865)

Any Tapanesa dia ho maizina ny andro, raha tapahiko any ny ziogan'i Egypta, ary hitsahatra ny fiavonavonan'ny heriny; Ho voasaron'ny rahona izy, sady ho lasan-ko babo ny zananivavy.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 30

Jereo Ezekiela 30:18 amin'ny teny manodidina.