Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezekiela 30:12 Malagasy Bible (MG1865)

Hahatankina an'i Neily sy hivarotra ny tany ho eo an-tànan'ny ratsy fanahy Aho, ary ny tanan'ny fahavalo no ho entiko mandrava ny tany mbamin'izay rehetra ao aminy; Izaho Jehovah no niteny izany.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 30

Jereo Ezekiela 30:12 amin'ny teny manodidina.