Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezekiela 3:23 Malagasy Bible (MG1865)

Dia nitsangana aho ka nivoaka nankany amin'ny lohasaha; ary, indro, nitoetra teo ny voninahitr'i Jehovah tahaka ny voninahitra izay efa hitako teo amoron'ny ony Kebara ihany dia nikarapoka nihohoka aho.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 3

Jereo Ezekiela 3:23 amin'ny teny manodidina.