Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezekiela 29:3 Malagasy Bible (MG1865)

Mitenena, ka ataovy hoe: Izao no lazain'i Jehovah Tompo: Indro, avy hamely anao Aho, ry Farao, mpanjakan'i Egypta, ilay dragona makadiry mamitsaka ao amin'ny Neiliny, dia ilay efa nanao hoe: Ahy ny Neiliko, fa izaho no namorona azy ho an'ny tenako.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 29

Jereo Ezekiela 29:3 amin'ny teny manodidina.