Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezekiela 28:7 Malagasy Bible (MG1865)

Dia, indro, hitondra olona hafa firenena Aho hamely anao, dia izay masiaka indrindra amin'ny firenena, Ka hotsoahany ny sabany hamelezany ny fahendrenao tsara, ary hataony matroka ny famirapiratanao

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 28

Jereo Ezekiela 28:7 amin'ny teny manodidina.