Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezekiela 28:26 Malagasy Bible (MG1865)

Dia handry fahizay any izy ka hanorina trano sy hanao tanim-boaloboka; eny, handry fahizay izy amin'ny anatanterahako ny fitsarana ireo rehetra manodidina azy izay manao tsinontsinona azy; ka dia ho fantatra fa Izaho no Jehovah Andriamaniny.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 28

Jereo Ezekiela 28:26 amin'ny teny manodidina.