Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezekiela 28:25 Malagasy Bible (MG1865)

Izao no lazain'i Jehovah Tompo: Raha angoniko avy any amin'ny firenena izay nampielezana azy ny taranak'Isiraely, dia hiseho ho masina eo imason'ny firenena Aho amin'ny ataoko aminy, ka honina any aminy taniny izay nomeko an'i Jakoba mpanompoko izy.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 28

Jereo Ezekiela 28:25 amin'ny teny manodidina.