Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezekiela 28:12 Malagasy Bible (MG1865)

Ry zanak'olona, manaova hira fahalahelovana ny amin'ny mpanjakan'i Tyro, ka lazao aminy hoe: Izao no lazain'i Jehovah Tompo: Ry ilay mahatanteraka ny rafitra tsara tarehy tonga marika sady feno fahendrena no tena tsara tarehy,

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 28

Jereo Ezekiela 28:12 amin'ny teny manodidina.