Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezekiela 27:3 Malagasy Bible (MG1865)

ka ataovy aminy hoe: He, ry ilay monina amin'ny vava-ranomasina, Mpandranto ho an'ny firenena ho any ny moron-dranomasina maro samy hafa; Izao no lazain'i Jehovah Tompo: He, ry Tyro, ianao efa nanao hoe: Izaho dia tena tsara tarehy!

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 27

Jereo Ezekiela 27:3 amin'ny teny manodidina.