Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezekiela 26:17 Malagasy Bible (MG1865)

Ary hanao hira fahalahelovana ny aminao izy ka hanao aminao hoe: Indrisy! rava ianao, ry ilay nonenan'ny avy any an-dranomasina! Dia ilay tanàna malaza izay nahery teo amin'ny ranomasina, dia izy mbamin'ny mponina ao, izay nampahatahotra ny mponina rehetra eo aminy!

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 26

Jereo Ezekiela 26:17 amin'ny teny manodidina.