Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezekiela 25:7 Malagasy Bible (MG1865)

Dia, indro, hahinjitro aminao ny tanako, ka hatolotro ho babon'ny jentilisa ianao; Ary hofongorako tsy ho vanon-ko firenena intsony ianao, ka hataoko lany ritra tsy ho amin'ny tany; Eny, haringako ianao, ka dia ho fantatrao fa Izaho no Jehovah.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 25

Jereo Ezekiela 25:7 amin'ny teny manodidina.