Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezekiela 24:24 Malagasy Bible (MG1865)

Ary Ezekiela dia ho famantarana mahagaga ho anareo; koa araka izay rehetra nataony no mba hataonareo; ary rehefa tonga izany, dia ho fantatrareo fa Izaho no Jehovah Tompo.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 24

Jereo Ezekiela 24:24 amin'ny teny manodidina.