Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezekiela 23:29 Malagasy Bible (MG1865)

ary hamely anao amin'ny fankahalana izy, ka hesoriny ny vokatry ny asanao, dia hilaozany mitanjaka sy mihanjahanja ianao, ary hiseho ny fitanjahan'ny fijangajanganao, dia ny fahavetavetanao sy ny fijangajanganao.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 23

Jereo Ezekiela 23:29 amin'ny teny manodidina.