Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezekiela 23:27 Malagasy Bible (MG1865)

Ary hatsahatro ny fahavetavetanao, dia ny fijangajanganao izay fanaonao hatrany amin'ny tany Egypta, fa tsy ihandrandrainao aminy intsony ny masonao, sady tsy; hotsarovanao intsony Egypta.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 23

Jereo Ezekiela 23:27 amin'ny teny manodidina.