Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezekiela 22:4 Malagasy Bible (MG1865)

Ny rà izay nalatsakao no nahameloka anao, ary ny sampy izay nataonao no nahaloto anao; ary efa nampanakaiky ny andronao ianao ka efa tonga amin'ny taonanao, koa izany no nanaovako anao ho fandatsan'ny jentilisa sy ho fanakoran'ny tany rehetra,

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 22

Jereo Ezekiela 22:4 amin'ny teny manodidina.