Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezekiela 21:27 Malagasy Bible (MG1865)

Mby eo an-tànany ankavanana ny sikidy, dia ny ho an'i Jerosalema, mba hametraka lohondry vy fandravana, hisoka-bava hiantsoantso, hanandra-peo amin'ny akoran'ady, hametraka lohondry vy fandravana eo akaikin'ny vavahady, hanandratra tovon-tany sy tilikambo.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 21

Jereo Ezekiela 21:27 amin'ny teny manodidina.