Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezekiela 21:24 Malagasy Bible (MG1865)

Hianao, ry zanak'olona, manaova lalana roa ho anao hihavian'ny sabatry ny mpanjakan'i Babylona; avy amin'ny tany iray no hihavian'izy roa; ka manaova sarin'ny famantaran-dalana, eo an-tsampanan-dalana mankany amin'ny tanàna no anaovinao azy.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 21

Jereo Ezekiela 21:24 amin'ny teny manodidina.