Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezekiela 21:14 Malagasy Bible (MG1865)

Ry zanak'olona, maminania, ka ataovy hoe: Izao no lazain'i Jehovah: Injao! sabatra! sabatra re! Voaranitra sady voafotsy koa.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 21

Jereo Ezekiela 21:14 amin'ny teny manodidina.