Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezekiela 20:40 Malagasy Bible (MG1865)

Fa ao an-tendrombohitro masina, dia ao an-tendrombohitra avon'ny Isiraely, hoy Jehovah Tompo, no hanompoan'ny taranak'Isiraely rehetra Ahy, dia izay rehetra amin'ny tany; ao no hankasitrahako azy, ary ao no hilako ny fanatitrareo sy ny voaloham-bokatra aterinareo amin'ny zava-masinareo rehetra,

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 20

Jereo Ezekiela 20:40 amin'ny teny manodidina.