Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezekiela 20:38 Malagasy Bible (MG1865)

Ary havahako hiala aminareo ny mpiodina sy izay manota amiko; eny, ho entiko hiala amin'ny tany ivahiniany ireo, nefa tsy hisy ho tafiditra ao amin'ny tanin'ny Isiraely izy; ka dia ho fantatrareo fa Izaho no Jehovah.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 20

Jereo Ezekiela 20:38 amin'ny teny manodidina.