Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezekiela 20:34 Malagasy Bible (MG1865)

Ary amin'ny tanana mahery sy ny sandry ahinjitra ary amin'ny fahatezerana aidina no hitondrako anareo mivoaka avy any amin'ny firenena sy hamoriako anareo avy any amin'ny tany izay nampielezana anareo.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 20

Jereo Ezekiela 20:34 amin'ny teny manodidina.