Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezekiela 20:32 Malagasy Bible (MG1865)

Ary tsy ho tanteraka mihitsy ny eritreritry ny fanahinareo hoe: Ho tahaka ny jentilisa izahay, dia tahaka ny firenena amin'ny tany samy hafa, ka hanao fanompoam-pivavahana ho an'ny vato aman-kazo.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 20

Jereo Ezekiela 20:32 amin'ny teny manodidina.