Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezekiela 20:3 Malagasy Bible (MG1865)

Ry zanak'olona, mitenena amin'ireo loholon'ny Isiraely, ka ataovy aminy hoe: Izao no lazain'i Jehovah Tompo: Moa hanontany amiko va no ihavianareo? Raha velona koa Aho, hoy Jehovah Tompo, dia tsy hety hanontanianareo mihitsy Aho.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 20

Jereo Ezekiela 20:3 amin'ny teny manodidina.