Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezekiela 20:22 Malagasy Bible (MG1865)

Nefa nampihemotra ny tanako Aho, ka dia niasa noho ny amin'ny anarako, mba tsy ho voaloto izany eo anatrehan'ny jentilisa izay nahita ny nitondrako azy nivoaka.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 20

Jereo Ezekiela 20:22 amin'ny teny manodidina.