Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezekiela 20:13 Malagasy Bible (MG1865)

Kanjo niodina tamiko tany an-efitra ihany ny taranak'Isiraely, ka tsy nandeha araka ny didiko izy, fa nanamavo ny fitsipiko, izay mahavelona ny olona manaraka izany, ary nandoto dia nandoto ny Sabatako izy, dia hoy Izaho: Haidiko aminy any an-efitra ny fahatezerako hahalany ringana azy.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 20

Jereo Ezekiela 20:13 amin'ny teny manodidina.