Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezekiela 18:6 Malagasy Bible (MG1865)

fa tsy mihinana eny an-tendrombohitra, na manandratra ny masony ho amin'ny sampin'ny taranak'Isiraely, na mandoto ny vadin'ny namany, na manakaiky ny vehivavy izay mararin'ny fadim-bolana,

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 18

Jereo Ezekiela 18:6 amin'ny teny manodidina.