Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezekiela 18:24 Malagasy Bible (MG1865)

Fa raha ny marina no miala amin'ny fahamarinany ka manao meloka ary manaraka ny fahavetavetana rehetra izay nataon'ny ratsy fanahy, ho velona va izy? Ny fahamarinany rehetra izay nataony dia tsy hotsarovana; noho ny fahadisoana izay nandisoany sy ny fahotana izay nanotany dia ho faty izy.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 18

Jereo Ezekiela 18:24 amin'ny teny manodidina.