Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezekiela 18:18 Malagasy Bible (MG1865)

Ny amin'ny rainy, noho ny nanaovany an-keriny sy ny nandrobany ny rahalahiny ary ny nanaovany izay tsy mety tao amin'ny fireneny, dia, indro, ho faty noho ny helony izy.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 18

Jereo Ezekiela 18:18 amin'ny teny manodidina.