Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezekiela 17:3 Malagasy Bible (MG1865)

ka ataovy hoe: Izao no lazain'i Jehovah Tompo: Nisy voromahery lehibe nanana elatra lehibe, sady lava ny volon'elany, ary nisoratsoratra avokoa ny volony rehetra; dia tonga tao Libanona izy ka naka izay avo indrindra amin'ny rantsan'ny sedera;

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 17

Jereo Ezekiela 17:3 amin'ny teny manodidina.