Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezekiela 17:17 Malagasy Bible (MG1865)

Ary amin'ny hanandratan'ireo tovon-tany sy ny hanaovany tilikambo handringanana olona maro, dia tsy hanampy azy amin'ny ady akory Farao, na dia manana miaramila maro sy vahoaka betsaka aza.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 17

Jereo Ezekiela 17:17 amin'ny teny manodidina.