Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezekiela 17:12 Malagasy Bible (MG1865)

Lazao amin'ny taranaka maditra hoe: Tsy fantatrareo va ny hevitr'ireto zavatra ireto? Lazao aminy hoe: Indro, efa tonga tany Jerosalema ny mpanjakan'i Babylona ka naka ny mpanjaka sy ny mpanapaka tao, dia nitondra azy ho any aminy any Babylona.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 17

Jereo Ezekiela 17:12 amin'ny teny manodidina.