Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezekiela 17:10 Malagasy Bible (MG1865)

Koa, indro, na dia voavoly aza izy, moa ho vanona va? Tsy halazo tokoa va izy, raha asian'ny rivotra avy any atsinanana? Eny, halazo eo amin'ny tany voafaritra naniriany izy.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 17

Jereo Ezekiela 17:10 amin'ny teny manodidina.