Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezekiela 16:63 Malagasy Bible (MG1865)

mba hahatsiarovanao sy hangaihainao ary tsy hiloahanao vava intsony noho ny henatrao, raha mamela ny helokao ny amin'ny nataonao rehetra Aho, hoy Jehovah Tompo.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 16

Jereo Ezekiela 16:63 amin'ny teny manodidina.