Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezekiela 16:61 Malagasy Bible (MG1865)

Dia hotsarovanao ny nalehanao, ka ho menatra ianao, raha mandray ireo rahavavinao, dia ny zokinao sy ny zandrinao; ka homeko ho zanakao-vavy ireo, na dia tsy mba isan'ilay nanaovako fanekena taminao aza.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 16

Jereo Ezekiela 16:61 amin'ny teny manodidina.