Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezekiela 16:43 Malagasy Bible (MG1865)

Noho ny tsy nahatsiarovanao ny andro fahakelezanao, fa niempo nanohitra Ahy tamin'ireo rehetra ireo ianao, dia; indro, ny nataonao ihany no hatsingeriko ho eo an-dohanao, hoy Jehovah Tompo. Ary tsy nanao izany ratsy izany ho fanampin'ny fahavetavetanao rehetra va ianao?

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 16

Jereo Ezekiela 16:43 amin'ny teny manodidina.