Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezekiela 16:41 Malagasy Bible (MG1865)

Ary hodorany amin'ny afo ny tranonao, ka hotanterahiny eo imason'ny vehivavy maro ny famaliana anao ary hatsahatro tsy hijangajanga ianao ka tsy hanangy intsony.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 16

Jereo Ezekiela 16:41 amin'ny teny manodidina.