Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezekiela 16:36 Malagasy Bible (MG1865)

Izao no lazain'i Jehovah Tompo: Noho ny nandanianao volabe sy ny nampisehoana ny fitanjahanao tamin'ny nijangajanganao tamin'ireny lehilahinao sy ny sampinao rehetra. izay fahavetavetanao. ary noho ny ran'ny zanakao izay naterinao ho an'ireo.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 16

Jereo Ezekiela 16:36 amin'ny teny manodidina.