Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezekiela 16:34 Malagasy Bible (MG1865)

Ary hafa noho ny amin'ny vehivavy sasany mihitsy ny fanaonao tamin'ny fijangajanganao, fa tsy nisy nanaraka anao hijangajanga taminao; eny, satria nanome tangy ianao, fa tsy mba nomena, dia izany indrindra no mahahafa anao

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 16

Jereo Ezekiela 16:34 amin'ny teny manodidina.